Back to Browse

DISODISO - VAHOMBEY

3.0K views
Apr 4, 2017
4:27

Hafatr'i Vahömbey : Teo ampandrafetana ny sary pika ho an'ito clip ito mihitsy no hay hoe: " Dila JEAN-EMILIEN !" Kepoka ! Ditsoka !! Nanganohano !!! Aleo ho toa izao 'zany ito clip ito. Tsiahy ny niaingàn'i Jean-Emilien ho any an-kafà. Lavabe ny tantara raha ny niarahanay nianàla, fony mbola samy namaky sehatra, no tanisaina. Ankasitrahanay etoana Andriamatoa Tsilavina Ralaindimby nahavàtra niantoka anay roa lahy tamin' izany. " Tongàva soa, Monsieur Le Champion du Monde ! Izaho moa mbola hanohy etoana ny diantsika hatramizay. Ho " disodiso " Hanarin-tena lalandava ihany koa " Auteur-compositeur: Vahömbey Crédit-photo: Vahömbey & Telina Montage : Sôrameva Vahömbey Special thanks to : - Bola Raoelison - Faly Rakotonindrainy - Be Mozik

Download

0 formats

No download links available.

DISODISO - VAHOMBEY | NatokHD