Poopy Mamaly ireo fanontanian'lisany rehetra ....
(FAQ Poopy)
Herinandro vaovao ô!
Ity @ 'zay ary ilay niandrasanareo rehetra r'ankizy malala ny foko an!
Tena cool sy azo hifampiresahana be i Poopy ary nahafinaritra be ahy izy mahay mizara ny tontolony 😃
Bisous
be!
Nalefako ato avokoa h@ ny sous-commentaire an'lisany !
Tagueo sy zarao an'ireo mpankafia POOPY, la voix du coeur avokoa!
Manantena an'lisany rehetra voasarika tato sy ireo rehetra mpankafia ary@28 novembre 2021 ao Antsahamanitra @3ora hariva ,hiaraka @ Poopy isika ,hihira,haka sary,hijery fety!
Vidéo FAQ du mois de Novembre 2021