Back to Browse

Lavitra - Njila

20.8K views
Jul 23, 2022
3:14

Lavitra Njila Hira malagasy fahiny arahina vue aérienne sy drone Seychelles, Océan Indien Lavitra any izy tsy mety hiverina intsony Inona ary no nahasodoka ny fony Angamba tamana izy any ho any Mamisavisa izany eto aho lasa vinany Toa adinony tsy tsaroany Ny fiarahanay omaly Isika mahatsiaro izao No tena mijaly Lasa ambiroa ny aty mieritreritra anao Tsy mety ho avy Toa lany lainga manao izay hiverenanao Adala anao, manembona anao Nefa raha nieritreritra aho f’aleo izy ho any Fa ndrao manjary fitiavan-tenako izany Metimety koa izy raha mijanona any Fa ny fiainako aty feno tomany Inona no ataony aty Ny aty tsy vokin’ny fitia Raha mbola tokan-trano maso Sesehena foana ny ankaso Nifampizara fahantrana fotsiny izahay Raha mbola teo izy Mifanome tsiny rehefa tonga any aoriana Aleo izy ho any (2x) Ho zakaiko ny elenelan-tany Aleo izy ho any

Download

0 formats

No download links available.

Lavitra - Njila | NatokHD