Back to Browse

Malagasy Miantsena

74.0K views
May 17, 2019
7:12

Ireo fomba mampiavaka an-tsika Malagasy rehefa miantsena... #MALAGASY_MIANTSENA Tagueo sy zarao an'ny @ ilay namanareo na havanareo voahiraka lava ireny Tantarao ao anaty commentaire ihany koa ny zavatra tsikaritrao rehefa mahita malagasy miantsena ka tsy voaresaka ato anaty vidéo... Mafinaritra ahy foana ny mahita ireo karazana «réaction» anareo 😘👍😂 Hisaorana manokana ireo nandray anjara t@ny vidéo: neny ( Davide Favor) zandry ( Ramana Andraina) , Hariliza ary i Bolenta😘 Scenario en collaboration avec Fy Niaina Ralaivoavonjy Mise en scène,montage,réalisation : Antso Fanantenana Bommartin Cadrage et assistante prod: Jessie Cah Vokatra Mai 2019

Download

0 formats

No download links available.

Malagasy Miantsena | NatokHD