Back to Browse

Medar vs mailhol

3.4K views
Jan 18, 2025
1:30:32

Adin'ny samy ngeza...Marina fa misy fahefana ny teny...hita izany tamin'ny andron'iry Mosesy...Mila miverina amin'ilay teny ra te hahay...Hebreo tranainy...ilay nanoratan'ilay Mpahary ny didy folo,ilay nosoratany teo amin'ny rindrina,ilay niresahany tamin'i Mosesy,ilay niresahan'i Yahoshoa na jesosy ozy nareo...Io ilay teny fantatr ilay Mpahary...Ary isika ra mivavaka dia amin'ilay Ray no tokony hivavaka.Fa soniavina fotsiny amin'ny farany hoe : "Amin'ny anaran'i Yahoshoa na Jesosy'' ozy nareo...

Download

1 formats

Video Formats

240pmp4150.7 MB

Right-click 'Download' and select 'Save Link As' if the file opens in a new tab.

Medar vs mailhol | NatokHD