Back to Browse

TENA BABO

63.1K views
Apr 29, 2022
5:35

👉 https://www.youtube.com/watch?v=GXfJmENyaV8&t=182s Tonony/feo MASS 1- Tena babon’ny fitiavanao tokoa izany fiainako, Tsy nahita tory aho fa nifoha vao maraina; Tena babon’ny fitiavanao tokoa izany saiko Izany no nanosika ahy hikalo izao hira izao: Tsy manenina aho Jesoa ô, manana Anao Isaorako lalandava ny Anaranao Ny foko mitempo ao anatiko ao: Noho Ianao Jesoa, Nametrahanao ny fitiavanao mandrakizay tsy ho lo Izaho kosa anefa ity manalavitra Anao Tsy manenina aho Jesoa… 2- Tena latsaka tanatiko tokoa izany antsonao, Ka nandrisika ahy hikaroka ny tavanao vao maraina; Tena latsaka tanatiko tokoa izany Teninao, Ka nanentana ny vavako hiventy izao hira izao: Tsy manenina aho Jesoa ô...

Download

0 formats

No download links available.

TENA BABO | NatokHD