Zaza Gasy tsy miteny Gasy
Ny ankabeazan'ny ny zaza malagasy mipetraka ivelan'i Madagasikara tsy mahay teny gasy. Inona no antony ? Izany no lohahevitra ho voaboasana miaraka amin'i José Ramaromanana amin'ity fandaharana ity. Miarahaba anao José Ramaromanana, faly mandray anao eto @ RadioToko3. Petite vidéo résumant une émission sur radiotoko3.mg , émission qui permet de réfléchir sur les jeunes malgaches ne parlant pas leur langue maternelle. à écouter sur www.radiotoko3.mg